Teny Zaraina icon

Teny Zaraina vVARY

Teny Zaraina screenshot 0 Teny Zaraina screenshot 1 Teny Zaraina screenshot 2 Teny Zaraina screenshot 3 Teny Zaraina screenshot 4 Teny Zaraina screenshot 5 Teny Zaraina screenshot 6 Teny Zaraina screenshot 7 Teny Zaraina screenshot 8 Teny Zaraina screenshot 9 Teny Zaraina screenshot 10 Teny Zaraina screenshot 11 Teny Zaraina screenshot 12 Teny Zaraina screenshot 13 Teny Zaraina screenshot 14 Teny Zaraina screenshot 15 Teny Zaraina screenshot 16 Teny Zaraina screenshot 17 Teny Zaraina screenshot 18 Teny Zaraina screenshot 19 Teny Zaraina screenshot 20 Teny Zaraina screenshot 21 Teny Zaraina screenshot 22 Teny Zaraina screenshot 23

About this app

Developer Description

Teny Zaraina: an app for spiritual inspiration and daily verses.

Fiadanan'ny Tompo ho aminao!

"Mifankazara @ Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao." (Jobah22:21).

Amanalina maneran-tany no efa mandray Teny Zaraina isan'andro, @ alalan'ny sms, Facebook, mail, ... endrika vaovao ahafahanao handray izany izao application izao!

Application Teny Zaraina - Anisan'ny tsangambaton'ny faha-15 taona nisiany.

NY MAMPIAVAKA AZY:
. Afaka mampiasa na inona na inona anaram-piangonana misy anao.
.Fomba tsotra,haingana,mazava, ahafahanao hifandray @ ilay Andriamanitry ny Baiboly.
. Hanampy anao be eo am-piatrehana ireo adinao na mbola tsy Kristiana aza ianao.
. Tsy mety lany andro ny 80% ny Teny Zaraina! Hahasoa anao foana ny hamaky azy!

Ireto avy no hitanao ato:
. Toriteny fohy isan'andro sakafom-panahy, fampaherezana, fahalalana, fanitsiana, ... ho entinao hiantrehana ny tontolo andro.
. Lohahevitra maro momba ny fiderana, vavaka, ... Mba hahafahanao hitombo aram-panahy.
. Fijoroana vavolombelona ho an'ireo izay efa nandray ireo Teny Zaraina.
. Vavaka taridalana ho fanampiana anao.
. Hira sy Rakin-tsary izay notsongaina manokana, na momban'ny firenena, na firaisan'ny Mino, na momba ny fifohazampanahy.
. Fahafahana miresaka mivantana @ alalan'ny Chat, afaka hangatahana vavaka,...

Efa tena akaiky ny fihavian'ny Tompo! Efa miseho avokoa ireo famantarana efa voasoratra ao @ Baiboly. Ilaina ny manana fomba fifandraisana akaiky @
Andriamanitra! Hanampy anao be dia be @ izany ity Application vaovao ity.

Manasa anao ary!

Ratrema Xavier Jean Luc
Mpiandraikitra voalohany.

Mankasitraka manokana an'i Ichtus IT nanatontosa an'izao application izao.

Version Information

Version
-
Downloads
1K+
Updated on
-
Released
Nov 29, 2024
Requires
Android Varies with device

Statistics

Google Play Rating History

Current
Average
Range

Rating Distribution

Total Ratings:

Downloads Over Time

Teny Zaraina has been downloaded times.

Total Downloads
Last 30 Days
Avg Daily Est.

Shaded area shows 30-day prediction based on historical trends

Historical data collection started recently. More data points will be available over time.

ApkTrusted Ratings & Reviews

0.0
0 ratings
5
0
4
0
3
0
2
0
1
0
✓ Thank you! Your review has been submitted and will be published after admin approval.
Be the first to write a review...

More from ICHTUS IT

See more apps

Explore Tags

Browse all tags